Entrée akodingy (kodingy)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Azera, adaboka dia avela hikodiadia: Nakodinginy tany an-tevana ilay vato nanakan-dalana anay
Aongana: Nakodingin' ny Filoha ireo minisitra faly nameno paosy [1.1]
Morphologie 
Présent : akodingy, akodingiko, akodinginao, akodinginy, akodingintsika, akodinginay, akodinginareo, akodingin', akodingin-, akodingim-
Passé : nakodingy, nakodingiko, nakodinginao, nakodinginy, nakodingintsika, nakodinginay, nakodinginareo, nakodingin', nakodingin-, nakodingim-
Futur : hakodingy, hakodingiko, hakodinginao, hakodinginy, hakodingintsika, hakodinginay, hakodinginareo, hakodingin', hakodingin-, hakodingim-
Impératif : akodingio

Mis à jour le 2023/01/05