|
|
|
|

Entrée1  akisaka (kisaka)
Partie du discours  2  verbe passif
Explications en malgache  3  Afindra toerana tsy lavitra: Nakisany fotsiny ilay vato dia lasa izy, fa tsy navariny any an-kady ~ Akisaho ny sezanao fa tsy mahita aho [1.1]
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :

Anagrammes  8  akasika, akisaka

Mis à jour le 2023/01/19