|
|
|
|

Teny iditra1  akepoka
Fototeny  2 kepoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Entina mikepoka, mikarepoka: Ny nify anoloana no nakepony ny taolana fa tsy ny vazana, ka tsy nahalaitra
5 Hanina, lanina: Nakepony ny volako dia tsy niverina izy [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10 akapoke, akepoka, 11 akopake, 12 kapoake

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12