|
|
|
|

Teny iditra1  akalamanta
Singan-teny  2 akalana, 3 manta
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny anglisy  5 a chopping-board; a chopping-block without feet for cutting up raw meat [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 planche à découper la viande, billot [1.5]
Ohatra  7  raha rambon-danitra hipaoka hianao
izaho vatobe tsy azo hontsonina
ary raha kanontabe hianjera hianao
izaho akalamanta tsy torom-pamaky
[2.131]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12