|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 akademia |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 fikambanan' olona manampahaizana, mpanoratra, mpanao fikarohana momba ny antokom-pahalalana samihafa
[1.1] |
| Ohatra |
4 Tamin' io fotoana io no nilazany tamin'ny namako fa emitovitovy fanoratra, hoy izy, Ravelô sy Pierre Benoît (mpanoratra mpikambana ao amin' ny akademia frantsay i Pierre Benoît.
[2.356#]
|
| Fikambanana | 5 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how akademia |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26 |
|