|
|
|
|

Teny iditra1  aisina
Fototeny  2 isina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Esorina, alana (lelo): Aisino ny lelon' Ikoto fa aza mifodelo lava izao
5 Tapahina ny lohan' ny lahinjiro efa manjary lavenona [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  aisina, 11 isaina, 12 isiana, 13 Sinaia

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02