|
|
|
|

Teny iditra1  ahitsaka
Fototeny  2 hitsaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Entina manitsaka, ampiasaina mba hanitsaka: Misy tsilo ny voditongony ka ny loharantsany no ahitsany rehefa mandeha [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  9 aomby ahitsaka

Fivaditsoratra  10 ahatsika, ahitsaka, 11 hatsiaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09