|
|
|
|

Teny iditra1  aheza
Fototeny  2 heza
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Entina maneza na manamboatra ny landy mba handaitra tsara ny loko atao aminy: Ranona vatofosa mena taho no matetika aheza ny landy anaovana lambamena [1.1#34]
Fanazavàna teny frantsay  5 avec quoi on donne le mordant dans la teinture de la soie [1.3#243]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08