|
|
|
|

Teny iditra1  ahentitra
Fototeny  2 hentitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Entina manentitra, manapaka tarangana: Itỳ antsy itỳ ahentitra ny tady [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 avec quoi on coupe, on sépare [1.3]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  ahentitra, 10 antehitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12