Entrée ahaona (haona)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Atao izay hifanenany, asaina mifanatrika: Nahaona ny an-kilany sy ny an-daniny teny amin' ny fitsarana
¶ akambana, ampiadina, atambatra, avitrana: Ahaony ireo hazo roa ireo
Explications en anglais  [Richardson 1885] used of the persons made to meet.
Morphologie 
ahaona
ahaoko
ahaonao
ahaony
ahaontsika
ahaonay
ahaonareo
ahaon'
ahaon-
ahaom-
ahao-
nahaona
nahaoko
nahaonao
nahaony
nahaontsika
nahaonay
nahaonareo
nahaon'
nahaon-
nahaom-
nahao-
hahaona
hahaoko
hahaonao
hahaony
hahaontsika
hahaonay
hahaonareo
hahaon'
hahaon-
hahaom-
hahao-
ahaony

Mis à jour le 2020/07/31