|
|
|
|

Teny iditra1  ahantsy
Fototeny  2 hantsy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Entina mihantsy, izany hoe mihaika na miantso olona hifaninana amin' ny tena [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  ahantsy, 9 ahintsa, 10 hañatsy, hanatsy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21