Entrée afofoka (fofoka)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Azera, avarina: Nafofony teny alatrano ny entako rehetra
¶ Amidy daholo, lanina tanteraka; atao majifa: Tsy nisy hivelomany ka nafofony daholo ny taniny rehetra ~ Nafofony tamin' ny loka ny fananany ~ Loza fa nafofoky ny tontakely ny tao an-tranony rehetra [Rajemisa 1985]
Explications en anglais to be beaten [Richardson 1885]
Explications en français à battre, à précipiter
¶ figuré: qu' on vend ou qu’on dépense totalement, qu’on rafle: Nafofony tao ala-trano ny kidorony (Il a jeté sa paillasse hors de la maison) ~ Nafofony ny taniny rehetra (Il a vendu toutes ses terres) ~ Nafofony tamin’ ny toaka ny fananany rehetra (Il a dépensé toute sa fortune en buvant du rhum) ~ Nafofoky ny tontakely ny tao an-tranony rehetra (Les voleurs ont raflé tout ce qu'il avait dans la maison) [Abinal 1888 page 178]
Morphologie 
afofoka
afofoko
afofokao
afofony
afofotsika
afofokay
afofokareo
afofoky
afofok'
nafofoka
nafofoko
nafofokao
nafofony
nafofotsika
nafofokay
nafofokareo
nafofoky
nafofok'
hafofoka
hafofoko
hafofokao
hafofony
hafofotsika
hafofokay
hafofokareo
hafofoky
hafofok'
afofohy
Citations 

Mis à jour le 2022/03/01