|
|
|
|

Teny iditra1  afetsaka
Fototeny  2 fetsaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Azera, ahotsaka: Nafetsaky ny orana lahy ny rindrin' ilay tranon-dRabe!
5 Ikapohana: Rotsakazo kely no nafetsako ny adala dia torana izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to be thrown down. [1.2]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  afetsaka, 11 atsefaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12