Entrée afa-tsy (afaka, tsy)
Partie du discours locution
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] ivelan' ny, ankoatra ny: Tonga daholo ny mpianatra rehetra afa-tsy i Jaona kely
Explications en anglais  [Richardson 1885] except
Explications en français  [Malzac 1893 page 764] sinon: Milaza inona moa hianao, afa-tsy teny faniratsirana? (Que dites-vous, sinon une injure?)
  [Rajaonarimanana 1995] excepté, si ce n'est
  [Rakotonaivo 1993 page 868] sinon
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31