|
|
|
|

Teny iditra1  afa-liana
Singan-teny  2 afaka, 3 liana
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 afa-potamin' ny fialam-boly na tamin' ny fialan-tsasatra ka tsy maniry ny hanohy intsony; tsy manan-javatra irina hojerena na hohanina intsony [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12