|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 afa-karatsaka |
| Singan-teny | 2 afaka, 3 haratsaka |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 enti-milaza zavatra vidina na amboarina, ka tsy andoavam-bola ambonin' ny vidiny
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 [haratsaka, clean-stalked.] Having done all that is necessary to accomplish what one has attempted.
[1.2] |
| Teny iditra (2/2) | 7 afa-karatsaka |
| Singan-teny | 8 afaka, 9 haratsaka |
| Sokajin-teny | 10 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
11 madio tsara tsy misy romoromony
12 afaka madiodio amin' izay tataom-bola isan-karazany miampy ny vidin-javatra iray: Homenao arivo aho dia lasanao io farafara tsara tarehy io ka afakaratsaka amin' izany ny fitondrana azy hatrany aminareo, ny fiantohana azy eny an-dalana [1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|