|
|
|
|

Teny iditra1  afafy
Fototeny  2 fafy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Enti-milaza ny voa atao fafy: Vary lava no nafafiko taona itsỳ
5 Enti-milaza rano atsipy amin' ny tanana ka mipariaka amin' ny zavatra na olona rehetra manodidina: Rano no nafafin' ny dadabe taminay raha nitso-dranoanay izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to be sown. Used of that which is cast, as the seed. [1.2]
Ohatra  7  Rehefa tsy afafy ny masomboly dia atsatoka. [2.117#]
8  sasany koa ny nonony dia afafy miakatra koa. [1.353#]
9  Tsy vola afafy tany tsy akory ny vola omeina an' i Jesosy. [2.649#]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  14 kibo afafy
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  afafy, 16 fiafa

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09