|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 afa-bary |
| Singan-teny | 2 afaka, 3 vary |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 enti-milaza ny fotoana aorian' ny fanaovam-bary, ny fijiniana
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 [vary, rice.] The end of the harvest, when the ground is cleared of the rice crop.
[1.2] |
| Voambolana | 7 Toe-karena: fambolena |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|