|
|
|
|

Teny iditra1  adonaka
Fototeny  2 donaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Enti-mandonaka, manempotra amin' ny setroka: Afom-bozaka roa entana no nadonany anay tao anefitra ka sempotra daholo izahay rehetra [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  adonaka, 9 andakao

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12