|
|
|
|

Teny iditra1  adiridiry
Fototeny  2 diridiry
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Henjanina mafy ny hodi-maso mba hahatonga ny maso hivandraka sy hisokatra be: Aza adiridiry ohatra izao ny masonao fa mahatahotra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 used of that which is stretched or made to be tense [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 À tendre, qu'on tend [1.3]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  adiridiry, 12 aridiridy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02