|
|
|
|

Teny iditra1  adiresy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fanondroana ny toerana onenan' ny olona iray:
4 Aza fady indrindra mba lazao ahy kely ny adiresin-drainao [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 adresse [1.13]
Haiendriteny 
6  Tsotra :

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17