|
|
|
|

Teny iditra1  adingina
Fototeny  2 dingina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Atsangana henjana mahitsy: Nadingin' ny alika ny rambony dia lasa izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be made to have more than, to be made to go beyond [1.2]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  adingina, 10 angidina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12