|
|
|
|

Teny iditra1  aderadera
Fototeny  2 deradera
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Asehoseho fatratra ho hita tsara, matetika ho enti-mieboebo na ho enti-mandatsa ny hafa [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 ce qu’on montre pour en tirer vanité [1.3]
Ohatra  6  Aza aderaderanao eo iny kilalao iny fa itomanian' ny zazakely [1.1]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  aderadera, 12 aredareda

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02