|
|
|
|

Teny iditra1  adaroka
Fototeny  2 daroka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Entina mandaroka, mikapoka, mively; avely, atonta: Ity kanonta ity adaroka an' io alika io mba mitady hanaikitra anao [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 Avec quoi on frappe [1.3]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  adaroka, 10 arodaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12