Entrée adaraboka (daraboka (daboka))
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Azera mafy amin' ny tany: Nadaraboky ny namany teo amin' ny tany izy [1.1]
Explications en anglais Used of anything thrown down violently [1.2]
Explications en français Qu’on jette en bas, qu'on précipite [1.3]
Exemples Hita ny vokatry ny herin' ny fitiavana teo amin' ny vehivavy: misy lehilahy nanan-daza nefa nadarabony [2.245]
Morphologie 
Présent : adaraboka, adaraboko, adarabokao, adarabony, adarabotsika, adarabokay, adarabokareo, adaraboky, adarabok', adarabo-
Passé : nadaraboka, nadaraboko, nadarabokao, nadarabony, nadarabotsika, nadarabokay, nadarabokareo, nadaraboky, nadarabok', nadarabo-
Futur : hadaraboka, hadaraboko, hadarabokao, hadarabony, hadarabotsika, hadarabokay, hadarabokareo, hadaraboky, hadarabok', hadarabo-
Impératif : adarabohy

Mis à jour le 2023/01/19