|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 aboaboina |
| Fototeny | 2aboabo |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4avoavoina, aingaingaina, ambonina.
5deraina fatratra, ankalazaina izaitsizy: Noaboaboina eran' ny tanàna ny mpandresy. 6asondrotra, akarina: Mandry rano loatra io tapenaka io ka aboaboy kely. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7to be exalted, to be elevated.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8qu'on vante, qu'on exalte.
[1.3#1] |
| Ohatra |
9 Noaboaboina eran' ny tanàna ny mpandresy
[1.1]
|
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 14 aboaboina, 15 anaboaboy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|