|
|
|
|

Entrée1  aato (ato)
Partie du discours  2  verbe passif
Explications en malgache  3  Ajanona kely fa tsy tohizina; tapahina: Naato ny fivoriana mba hahafahana mifanakalo hevitra [1.1]
Exemples  4  Haato ny fizotry ny fanomezana ny velaran-tany ahitana ny fihandronam-by ao Soalala; [4.27]
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :
8  Impératif :
Synonymes  9  atoina

Anagrammes  10  aato, aota, atao, Atoa

Mis à jour le 2023/01/19