|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  vatomasina
Singan-teny  2 vato, 3 masina
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Sehatra boribory sy avo, voafaritra amin' ny vato, natokana hikabarian' ny Andriamanjaka fahizay [1.1]

Teny iditra (2/2) 6  Vatomasina
Singan-teny  7 vato, 8 masina
Sokajin-teny  9  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana  10  Haitoetany: tanàna

Fivaditsoratra  Vatomasina, vatomasina

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/06