Entrée tsiafakomby (tsy, afaka, omby)
Partie du discours nom
Définition malgache Karazan-kazo madinika misy tsilony maranitra fanaon' ny olona fefimboly [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 
Exemples 
1Ary izany no odimafo: ravin-tsiro sy ravin-tsiafakomby, totoina ampifangaroina, dia ampisotroina ny omby, dia anafanan' azy; [Callet: Tantara, page 127]
2ary ny sasany tahaka ny «tsiafakomby»- Betsaka ny raiketra maniry any Palestina ankehitriny , nefa heverin' ny botanista fa zavatra nentina avy tany Amerika izy tamin' ny taona taorian' ny andro voalazan' ny Test. [Randzavola: Baiboly, page 376]

Entrée Tsiafakomby (tsy, afaka, omby)
Partie du discours nom propre (toponyme) [liste complète]
Vocabulaire 
Toponymie tsy, afaka, omby

2016/11/15