|
|
|
|

Entrée (1/2)1  tonony (tonona)
Partie du discours  2  impératif du verbe passif tononina
Explications en malgache  3  [1.1]
Explications en français  4  Tonony tsara ny teny rehetra (Prononcez, articulez bien tous les mots) ~ Tonony ny anaranao (Dites votre nom) [1.3]
Exemples  5  tonony izay ho karamanao, dia homeko anao. [2.996]
Tableaux et planches  6  Tous les impératifs passifs

Entrée (2/2)7  tonony (tonona)
Partie du discours  8  nom tonona et pronom
Explications en français  9  le point, la bonté d'une chose; la partie difficile d'une leçon, d'un sermon, etc. [1.3]
Exemples  10  mivaky roa manary hodiny ny tsaramaso, mitsiry miavaka amin' ny sevoka ny katsaka, mitady masoandro ny tsirintsaonjo mivolo faka, mitsimoka ny voan' anana ary maontsina ny taho-mangahazo maro tonony. [2.470]

Mis à jour le 2020/07/31