|
|
|
|

Teny iditra1  Tanosy
Sokajin-teny  2  anaram-poko
Fanazavàna teny malagasy  [antanosy] [1.1]
3 Foko lehibebe amin' ny tendron' ny Nosy atsimo atsinanana indrindra; voalaza ho taranaky ny Arabo koa ny Antanosy, toy ny Antaimoro, fa niely tamin' ireo nosy madinika manodidina; ny tany onenany betsaka indrindra ankehitriny dia eo anelanelan' i Masihanaka sy Mandrare; renivohiny: Tolañaro [Antanosy]
Fanazavàna teny anglisy  4 an islander; the name of a tribe on the south-east coast. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5 population de l'extrême sud-est de Madagascar (villes principales: Taolañaro, Manambaro, Fanjahira) [1.5]
[antanosy] [1.5]
6 population du sud-est de Madagascar, qui habite entre les rivières Masihanaka et Mandrare (ville principale: Tolañaro) [Antanosy]
Voambolana  7  Tantara: firenena
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny io
Tsanganana sy sary iray takila  9  Tenim-pirenenana

Fivaditsoratra  10 antsoy, 11 asinto, Tanosy, 12 tosina, 13 tsoina

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08