Entrée Taisaka
Partie du discours nom propre (ethnonyme)
Explications en malgache [ Antaisaka ] Foko lehibe amin' ny morontsiraka atsimo atsinanana, monina amin' ny tany voafaritr' i Mananivo, avaratra; Itomampy sy Ionaivo, andrefana; ary lavibola, atsimo. Mizara ho zana-poko vitsivitsy ny Antaisaka, izay mitsinjara ho fianakaviana maromaro indray atao hoe kibory, Tanàndehiben' ny Antaisaka: Vangaindrano, Midongy atsimo [1.1]
Explications en français [ Antesaka ] Population du sud-est de Madagascar, qui [...] Mananivo et Iavibola (ville principale: Vangaindrano) [texte complet dans 1.5]
Exemples 
1Tokony tamin' ny 1788 dia nisy ady nifanaovan' ny Zafisoro sy ny Antaisaka. [2.508]
2From the northern point of Madagascar down to the bay of Antongil the people appear to be allied to the Sakalava, but south of that bay come in succession the Betsimisaraka (of whom there are two chief divisions called respectively Anteva and Vorimo), the Betanimena (a little more inland), the Taimoro, the Taifasy, the Taisaka, the Tanosy, and the Tandroy, who reach down towards Cape St Mary, the southernmost point of Madagascar. [2.382]
Vocabulaire 
Titres Folklore Antaisaka
Le dialecte Antaisaka
Recueil des Contes Antesaka
Autres orthographes 
Tableaux et planches Mots du dialecte

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/08/12