Entrée |
rakipahalalana
(rakitra, lala)
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | tahirin-tsoratra aman-tsary mirakitra fintina fahalalana narafitra avy amina voka-pirakohana voasedra ary voasokajy isan-karanja [Akademia 2005 page 861]
|
Explications en anglais | encyclopedia [3.1]
|
Explications en français | encyclopédie [Rakotonaivo 1993]
|
Morphologie |
rakipahalalana
rakipahalalako
rakipahalalanao
rakipahalalany
rakipahalalantsika
rakipahalalanay
rakipahalalanareo
rakipahalalan'
rakipahalalan-
rakipahalalam-
rakipahalala-
| |
-drakipahalalana
-drakipahalalako
-drakipahalalanao
-drakipahalalany
-drakipahalalantsika
-drakipahalalanay
-drakipahalalanareo
-drakipahalalan'
-drakipahalalan-
-drakipahalalam-
-drakipahalala-
| |
|
Mots composés, titres, noms |
|
Exemples | Ny kendren' ny rakipahalalana dia ny hanangona ny fahalalana miely patrana eran-tany
ary hamelabelatra ny lamin-jakan' izany amin' ankapobeny amin' ny olona miara-belona amintsika
(Le but d'une encyclopédie est de rassembler les connaissances éparses sur la surface de la terre,
d'en exposer le système général aux hommes avec qui vous vivons [Diderot]) [Rakotonaivo 1993]
|
|