Entrée rakibolana
Mots élémentaires rakitra ; volana
Partie du discours nom
Explications en malgache Anarana omena ny boky mirakitra na mitahiry ny tenim-pirenena iray voalahatra araka ny abidy ka voazava amin' ny teny fohy ny hevitry ny teny tsirairay na voavadika amin' ny fitenim-pirenen-kafa; diksionera: Rakibolana malagasy ~ Rakibolana frantsay-malagasy [1.1]
Explications en français Tahirin-tsoratra aman-tsary lehibe andra [...] [texte complet dans 1.66]
Exemples 
1Misy heviteny, na rakibolana tsotra napetraka any aorian'ny famelaberana manangona ireo voambolana hita manerana ny boky. [2.606]
2Araka ny voalazan' ny rakibolana Larousse, ny atao hoe manao kolikoly dia « mitarika olona iray nomena fahefana hanao asa mifanohitra amin' ny adidy mipetraka aminy. [4.27]
Hyponymes Rakibolana frantsay - malagasy (Rakotonaivo François)
Rakibolana malagasy (Rajemisa-Raolison Régis)
Rakibolana Rakipahalalana

Mis à jour le 2023/08/01