Entrée mika
Partie du discours nom
Définition malgache  [Tsimihety] Enti-milaza ny rahona ambony [Rajemisa 1985]
  [Tambahoaka, Tanosy] rahona [Rakotosaona 1975]
Vocabulaire 

Entrée Mika
Partie du discours nom propre (livre biblique)
 Mika, Mikea: boky iray ao amin' ny Baiboly [Baiboly]
Définition anglaise Micah: one of the books of the Bible [Baiboly]
Définition française Michée: un des livres de la Bible [Baiboly]
Vocabulaire 
Synonymes Mikea
Exemples Ny bokin' i Mika dia laharana fahenina amin' izay atao noe "mpaminany madinika" ao amin'ny Baibolintsika. [Randzavola: Baiboly, page 671]
Articles 

2015/09/07