Entrée Masombika
Partie du discours nom propre (ethnonyme)
Explications en malgache Anaram-poko anankiray avy tany Mozambika fahiny tafiditra ary tafaharo amin' ny Malagasy eto Madagasikara; Makoa [1.1]
Exemples 
1Hatramin' izay dia tena olom-potsy avokoa ny Masombika. [2.649]
2Ny hoe " mikora" dia teny masombika, ka mihinana no dikany. [1.437]
Vocabulaire 
Zoonymes 
Phytonymes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/02/21