Entrée fiangonana (angona)
Partie du discours nom
Explications en malgache Trano fivahana ivorian'ny kristianina mba hanaovana fombam-pivavahana isan-karazany: lasa any am-piangonana izy
Ny fitambaran'ny kristianina manaiky lehibe tokana [1.1]
Explications en anglais The church; the people who assemble regularly together for worship. [1.2]
Exemples 
1Dia neken'ny fiangonana izany [2.59]
2Firy re no Fiangonana toy izany ankehitriny? [2.649]
Mots composés 
Titres Ny Fiangonana eo amin'ny Fiaraha-monina eto Madagasikara
Ny Tantaran'ny Fiangonana
Articles 
Illustrations 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/06/12