|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 dimanjehy
Singan-teny  2dimy, 3zehy
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny anglisy  5[zehy, a span] a young soldier. [1.2]
Voambolana  6 Miaramila

Teny iditra (2/2)7 Dimanjehy
Sokajin-teny  8 anaram-poko
Ohatra  9 Nisy faritra efatra tao amin' ny menabe, dia ny Ombalahifotsy, ny Beminono, ny Masonkarena ary ny dimanjehy. [2.508]
Voambolana  10 Haitoetany: firenena, foko

Fivaditsoratra  11 dimanjehy, Dimanjehy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03