|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1 ; Cm    
Sokajin-teny  2  anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  3 Singa mivaingana, faha-96 amin'ny fisokajiana miherina. [3.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 Curium [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 Curium [3.1]
Voambolana  6  Simia
Tsanganana sy sary iray takila  7  Fisokajiana miherina

Teny iditra (2/2) 8 ; CM  ~  cm    
Sokajin-teny  9  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  10 marika romana izay milaza ny isa 900 [3.1]
Voambolana  11  Matematika: rafitrisa
Tsanganana sy sary iray takila  12  Ny isa

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/28