|
|
|
|

Teny iditra1 Ambohitantely
Singan-teny  2vohitra, 3tantely
Sokajin-teny  4 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Ohatra  5 Ingahy Ravelojaona no mpitandrina tao ambohitantely. [2.356]
6 tamy ny Andrianjaka, ao ambohitantely ao Ambatomasina, andrefan' ambohitantely, vato n' Andrianjaka; [2.48]
7 nisy fiangonan'ny mpiadidy ny kamboty tao amy ny trano fiangonana ao ambohitantely, ka maro no tafavory tamin'izany, nany lehilahy; [2.59]
Fangi-bolantany  -18.1666667+47.2833333
Voambolana  8 Haitoetany: tanàna

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/08