Citations : tapia

1990Fox Leonard : Hainteny
numéro 153
Ravin-tapia tian-dandyTapia leaves are loved by silkworms,
ravin-tambolo tian'ny nifytambolo leaves are loved by the teeth.
ka raha manaja ahy mba hajaikoIf you respect me, I will respect you,
ary raha manitsaka ahy mba hitsahikoand if you despise me, I will despise you.
fa hianao IvatolaivyFor you are Ivatolaivy,
hodidinin'ny alan-tapiasurrounded by a forest of tapia,
izaho kosa Ambohinihazawhile I am Ambohinihaza,
hodidinin'ny rano eto Itasysurrounded by the waters of Itasy.