sarety




 
  Citations : sarety

L'Express de Madagascar
2005/02/15
Sarety sisa no hany afaka mampitohy azy amin' ny lalam-pirenena fahefatra, miala eo Tsaramandroso. Ratsy dia ratsy ny lalana amin' izao fotoana izao satria ny sarety aza maharitra telo andro eny an-dalana vao tonga.