Ankatso




 
  Citations : Ankatso

2015La Gazette de la Grande Île
2015/03/17
Omaly alatsinainy faha-16 martsa 2015 tontolo andro no nanaovana ny fanapoahana ny vato izay nandondona teny Avaratr’Ankatso ka efa nitriatra ary natahorana ny ho latsaka tamin’ny trano marobe teo ambany noho ny orana be sy ny tany mando andro vitsivitsy lasa izay. ... Teo anatrehan’izay dia nandray fepetra ny fanjakana amin’ny hamotehana ity vato ity. Ny orinasa Colas no nanao ny asa fanapoahana izany vato izany. Trano miisa 200 eo ho eo no voakasika amin’ity raharaha ity ary olona miisa hatrany amin’ny 800 no voatery tsy maintsy nafindra trano.
2015/03/17
Explosion des dangereux rochers d’Avaratr’Ankatso, hier en début d’après-midi. Comme prévu, des mesures sécuritaires strictes ont été mises en place très tôt sur les lieux ... En tout cas, plus de peur que de mal hier à Avaratr’Ankatso et des quartiers environnants. L’explosion provoquée (par la société Colas) de ces rochers jugés fortement menaçants n’aura, finalement, provoqué que de moindres dégâts.