Ambozontany




 
  Citations : Ambozontany

La Gazette de la Grande Île
2005/09/01
Araka ny vaovao marim-pototra heno eo anivon'ny mpitondra fivavahana katôlika dia hafindra toerana, na koa hoe havadika, amin'ity volana septambra ity ny taolambalon'i Pierre Ratsimba mivady, ka hapetraka eny amin'ny Katedraly eny Ambozontany.