Index

Proverbes : traingo

Proverbe Mpitery mahita ny tohany, ary mpandrohy mahita ny traingony. [Houlder 1895 #2290, Rinara 1974 #2626]

Proverbe Toy ny rambon' omby, ka na hipelika aiza, na hipelika aiza, mbola ao an-traingovazana ihany. [Houlder 1895]
Toy ny rambon' omby, ka na hipelika aiza, na hipelika aiza, tsy miala, fa eo amin' ny traingo vazany ihany no farany. [Veyrières 1913 #1136]
Toy ny rambon’ omby: na hipelika aiza, tsy hiala, fa ho an-traingovazana ihany no farany. [Cousins 1871]
Toy ny rambon' omby : na hipelika atsy na hipelika aroa, dia tsy aiza tsy akory fa eo an-traingovazana ihany. [Rinara 1974 #4343]
Traduction française C' est comme la queue du boeuf : elle a beau se balancer çà et là, elle ne s' en va pas et s' arrête au jarret. [Veyrières 1913]
Comme la queue d' un bœuf: qu' elle s' agite à droite ou à gauche, elle retombe toujours sur ses jarrets. [Houlder 1895]
Interprétation française Ce proverbe se disait aux parents qui voulaient se tenir à l'écart. [Veyrières 1913 #1136]

Index