Index

Proverbes : toho-jinga

Proverbe 1Zatra manao toho-jinga ka tsy velon' ny an-kararana. [1.1]
Zatra ny an-toho-jinga, ka tsy velon' ny an-kararana. [2.558 #5082, 1.1]
Interprétation malgacheEnti-milaza ny olona zatra ny fiainana miadana manaram-po ka tsy mahazaka ny mivelona mihafy na moramora; efa zatra ny miadana ka sahirana rahefa sendra ny sarotra. [1.1]
Olona zatra miadana amin' ny fiainana ka miferin'aina toa tsy ho velona raha tojo toe-java-tsarotra tsy maintsy hihafiana. [1.1]

Index