Index

Proverbes : sisina

Proverbe Lamban' Ikaladala: rovi-tsisin' ny mpindrana. [Rajemisa 1985]
Lamba sarik’ Ibadoadala: rovi-tsisin’ ny mpindrana. [Cousins 1871 #1305]
Lamba sarik' Ibodoadala : rovi-tsisin' ny mpindrana. [Rinara 1974 #116]
Interprétation malgache Aoka samy hitandrina ny fananany ka tsy ho morainy na be indrafo loatra ka ny mpindrana indray no hanjakazaka aminy mandra-pahasimbany. [Rajemisa 1985]

Proverbe Sisi-hazon' Antanamalaza: mahitsy ihany fa tonontononana; sisi-hazon' Antananarivo, sady soa no arahim-bankona. [Cousins 1871, Houlder 1895]
Sisin-kazon' Antanamalaza : mahitsy ihany fa tonontononina; sisin-kazon' Antananarivo, sady soa no arahim-bankona. [Rinara 1974 #3899]
Traduction française Les bois (poutres) faits à la hache par les gens d' Antanamalaza sont droits à la vérité, mais pleins de nœuds; ceux faits par les habitants de Tananarive, par contre, sont beaux et faciles à raboter. [Houlder 1895]

Index