Index

Proverbes : mpanahaka

Proverbe 1Ny zafy mpanahaka. [1.1]
Interprétation malgacheEnti-milaza fa matetika, araka ny fanamarihan' ny Ntaolo, dia manahaka ny raibeny ny zafy; fantatra koa fa tian' ny raibeny fatratra ny zafikeliny, ary izany no nahatonga ny zafy sasany nomena ny anarana hoe "Ratsimbazafy" (tsy mba zafy fa zanaka). [1.1]

Index