Index

Proverbes : mananika

Proverbe 1Soki-manani-bato : tapi-dalana aleha. [2.415 #1857]
Sokina nanani-bato ka tapi-dalan-kaleha. [2.558]
Tapi-dalana aleha ohatra ny soki-nanani-bato. [2.165]
Tapi-dala-naleha toa soki-nanani-bato [1.1 #525]
Tapi-dalan-kaleha ohatra ny soki-manani-bato. [1.1]
Toy ny sokina nanani-bato : tafakatra ihany fa tapi-dalan-kaleha. [2.558]
Toy ny soki-nanani-bato : tapi-dalana aleha. [2.653 #3225]
Interprétation malgacheEnti-milaza olona lany tetika aman-kevitra fa efa nanao izay azony natao rehetra. [1.1]
ilazana fa tsy misy na inona na inona azo atao intsony [1.1 #525]
Interprétation anglaiseHérisson qui monte sur un rocher : sa course est vite finie. [2.415 #1856]
Traduction françaiseArrivée au bout de sa route comme le hérisson qui a grimpé sur le haut d' un rocher. [2.165]
Interprétation françaiseSe disait des gens vieux et épuisés qui ne peuvent plus rien faire. [2.415 #1857]

Index