Index |
|
|
|
|
|
Proverbes : lomotra
|
| |
|
Proverbe | |
Lomotra ambony rano tsy mba mamotraka. [Rinara 1974 #138]
|
| |
|
Proverbe | |
Rafotsibe nanihika an-tatatra : atao ambany lomotra no azo, antenantenany, tsy misy hihodinana, atao ambony tsy mahazo. [Rinara 1974 #228]
Rafotsibe nanihika an-tatatra; atao ambany, lomotra no azo; antenantenany, tsy misy hihodinana; atao ambony, tsy misy azo. [Veyrières 1913 #1915, Cousins 1871 #2617]
|
Traduction française | |
Vieille qui pêche au panier dans un petit canal de rizière : si elle met le panier en bas, elle prend des algues ; si elle le met au milieu, elle n' a pas la place de le retourner ; si elle le met en haut, elle ne prend rien. [Veyrières 1913 #1915]
|
Interprétation française | |
Se disait de l' insuccès. [Veyrières 1913 #1915]
|
| |
|
Index |
|
|
|